Ireo vaovao voaray farany

Fanombohana Ofisialy ny Tranonkalan’ny ANAKARA

Faly izahay mampahafantatra aminareo fa tafapetraka amin'ny fomba ofisialy ny tranonkalan’ny Fikambanana ANAKARA. Ity sehatra ity dia hanampy amin'ny fanaparitahana sy fampahafantarana amin’ny fomba maharitra ireo vakoka sy kolotsaina navelan’ny razantsika. Tongava mandray anjara amin'ny fanamafisana ny maha-izy ANAKARA antsika!

sary Fanombohana Ofisialy ny Tranonkalan’ny ANAKARA

14 Mey 2025


sary SAKANDRO 2025

SAKANDRO 2025

Tanjon’ny Sakandro 2025 ny hanamafy ny fifankatiavana sy ny firaisan-kina eo amin’ny mpikambana, ny hampitohy ny taranaka vaovao amin’ny niaviany, ary ny hanohy ny iraka masina amin’ny fiarovana ny kolontsaina sy vakoka navelan’ny razam-be.

05 Mey 2025

Ireo vaovao teo aloha

Ny Birao eto Antananarivo

Manantona ny toerana izay voamarika eto ambany izay hila fanazana

Ireo afaka ifandraisna aminay

(+261) 38 90 065 67

contact@fizanakara.mg

Ireo Faritra ijoroan’ny Fizanakara

Antananarivo – Vatomasina – Manakara – Fianarantsoa – Mahajanga – Toamasina